Tamberina Feral Tribune, gazety mpanesoeso malaza ao Kroasia efa nikatona

Pejy voalohany an'i Feral Tribune ahitana an'i Franjo Tudjman sy Slobodan Milošević tamin'ny taona 1993, fanontana 1995 miaraka amin'ny filoha Bosniaka Alija Izetbegovic. Sary natolotr'i Lupiga sy Leo Niikolic, tao amin'ny BIRN.
Namoaka andian-dahatsoratra misy fizarana roa momba ny tantaran'ny Feral Tribune, gazety Kroaty ahitana esoeso sy tatitra fanadihadiana iadiana amin'ny kolikoly sy hampiroboroboana ny zon'olombelona nandritra ny taona maro nisavorovoroana tao Yogoslavia taloha i Balkan Insight.
Naorin'ny vondrona tanora mpanao gazety mpikomy tamin'ny taona 1993 mba hilazana ny marina amin'ny fahefana eo ambany fitondran'i Franjo Tudjman mpanao famoretana ny Feral Tribune ary nahavita nametraka laza tao amin'ny faritra tamin'ny fotoana niheverana ny gazety hampihatra fanivanan-tena “tia tanindrazana” ao amin'ny paikady nasionalista ara-politika.
Saingy ny fanerena ankolaka na mivantana ataon'ny mpitondra, toy ny fakana tamin'ny fomba rehetra ny trano famoahangazetin-dry zareo tany am-boalohany, sy ny fanenjehana ara-pitsarana marobe sy ny vola aloa any amin'ny fitsarana, no nahatonga ny gazety ho very mpanjifa (mpanao dokambarotra). Voatery nikatona tamin'ny taona 2008 ny gazety nony farany.
15 years after it closed, Croatia's most famous satirical magazine, the ‘Feral Tribune’ remains a symbol of independent journalism.
This is the story of how this legendary anti-establishment outlet went up against Croatia's 1990s regime: https://t.co/ZZCD0nGY5M pic.twitter.com/c0QJ467mZV
— Balkan TJ (BIRN) (@BIRN_BTJ) July 2, 2018
Dimy ambin'ny folo taona taorian'ny nanakatonana azy, mijanona ho mariky ny asa fanaovan-gazety mahaleotena ny gazety mpanesoeso malaza indrindra ao Kroasia, ny “Feral Tribune”.
Ity no tantara mikasika ny fomba nanoheran'ity fampahalalam-baovao malaza manohitra ny andrim-panjakana ity ny fitondrana Kroaty tamin'ny taompolo 90: https://t.co/ZZCD0nGY5M, pic.twitter.com/c0QJ467mZV
Nanazava ny fiorenan'ny Feral Tribune tany amin'ny tanàna morontsirak'i Split sy ny fomba nahavitany nametraka fiantraikany tamin'ny alalan'ny tatitra fanangonam-baovao tsy mitsikombakomba avy eny an-kianja ny tapany voalohany tamin'ny andian-dahatsoratra, tamin'ny alàlan'ny famoahana ny heloka be vava an'ady nataon'ny olona amin'ny ankolafiny rehetra tany Yogoslavia, ary nahitana sariitatra maneso eo amin'ny pejy voalohany iza manimbazimba ireo mpitarika nasionalista ao amin'ny fireneny sy ao amin'ny mpifanolo-bodirindrina aminy.
Ny fivoahan'ny sary namboarina (eo ambony),ahitana ireo mpitondra mpanambany vehivavy ao Kroasia sy Serbia mpiady, ary avy eo ahitana an'i Bosnia matory eo am-pandriana sady mifanoroka no nahatonga fahatezerana tao amin'ireo mpandala ny mahazatra.
Ny lohateny tamin'ny taona 1993 dia nilaza hoe ” Ity ve no iadiantsika?”, manondro ny adim-pahaleovantena Kroaty. Ny fitantarana ny 1995 kosa dia niteny hoe ” Io ve no ifamaliantsika? ” izay manondro ny dinam-pifanarahana tao Dayton.
Natao hanasongadinana ny fomba fijery malaza ny sary fa mifandona ny politisiana, manatanteraka ny ady ho fitaovana hanangonam-pahefana sy tombontsoa hafa. Avy eo izany toerana izany nohamafisin'ny Fitsarana Iraisam-pirenena ady heloka bevava.
Ho valifaty, niezaka nanery ny tonian-dahatsoratra Viktor Ivančić hiditra anaty tafika ny mpitondra. Ireo mpiara-miasa aminy no naneho ny ahiahiny fa mety ho tratran'ny tifitry ny namana izy, namoaka sary namboarina teo amin'ny pejy voalohany mitondra ny lohateny hoe ” Watch your back” [Jereo ny aorianao]. Raha ny fanazavan'ny mpamoaka lahatsoratra sady mpanao gazety Boris Dežulović ato amin’ity lahatsary ity, tsy azo terena ho miaramila ireo mpanoratra sy ireo mpanao gazety Kroaty tamin'izany andro izany. Noho ny alàlan'ny fanerena nataon'ny media iraisam-pirenena, noahafana tsy ho ao amin'ny tafika i Ivančić fotoana fohy taorian'izany.
Mitantara ny daka ambadika nataon'ireo mpitondra kroaty an'ilay gazetiboky anti-eshtablishment [tsy tia ireo nahazo ny fahefana sy/na ny harena] malaza, mpanesoeso, tamin'ny alàlan'ny fampandaniam-bola tamin'ny alalan'ny fanenjehana ara-pitsarana sy ny karazan-ketra maro, izay nanery azy hikatona ihany tamin'ny taona 2008 ny fizarana faharoa tamin'ny andian-dahatsoratra. Fanaon'ireo fitondrana mpamoritra manerana an'i Balkans tamin'ny taompolo 1990 sy tamin'ny fiandohan'ny taompolo 2000 izany maodely mamely ireo media mpitsikera izany, ary tafiditra ihany koa ny fandrahonana ireo mpanao dokambarotra an-gazety . Tamin'ny 2007, nandrakitra ireo andro faramparany tamin'izany tolona izany ny Global Voices, sy ny fihetseham-pon'ny bilaogera.
Nahazo ny lokan'ny fampijoroana herim-pon-tsivily Duško Kondor i Ivančić izay tonian-dahatsoratry ny Feral Tribune tamin'ny taona 2012. Nilaza ny loharanom-baovao hafa ao amin'ny aterineto fa “fitaratry ny fiarahamonina am-pivoarana” ny fitantarana ireo fisehoan-javatra ireo, lohatenim-pilma fanadihadiana fohy izay nitranga tamin'izany fotoana io ary navoaka sy nahitana dikan-teny tamin'ny teny anglisy nataon'ny Gariwo, fikambanam-panaovantsoa ara-panabeazana Bosniaka.
Tao amin'ny fanadihadiana, nanamafy ny filoha kroaty teo aloha Stipe Mesić fa nanana fifandraisana mivantana tamin'ny telefonina tamin'ny filoha Serba Slobodan Milošević tao amin'ny biraony ny filoha teo alohany, Tudjman.
I remember buying my first copy of Feral Tribune in 1993 from a newsstand in Makarska. The exact cover escapes me, but its wild look and cutting humor were splashed across every page. Brilliant all the way round. I miss Predrag Lucić. 1964-2018.https://t.co/YohGs7t1Kj
— Edin Hajdarpasic (@_edinh) January 12, 2018
Nahatadidy ny nividianako ny kopia voalohany amin'ny Feral Tribune tamin'ny taona 1993 aho tao amin'ny magazay mpivarotra gazety iray tao Makarska. Nandositra tamiko ny tena fonony, fa niparitaka nanerana ny pejy tsirairay.ny endriny dia sy ny hatsikany manapa-(tsinay). Namirapiratra teo amin'ny manodidina. Mahatsiaro an'i Predrag Lucić aho. 1964-2018.https://t.co/YohGs7t1Kj
Maodely ho an'ny gazety tsy miankina amin'ireo firenena mpifanolo-bodirindrina ny Feral Tribune, toa an'i Fokus avy any Skopje, niorina tamin'ny taona 1995, izay niatrika fanamby toy izany nandritra ny fotoana nisamborana fanjakana tany Makedonia Avaratra. Na izany aza, dia tafavoaka velona izy ary mbola mampiasa fanamboarana sary sy tantara an-tsarin'ny mpanao politika.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...