Naomy · Novambra, 2017

Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Novambra, 2017

Blaogy Afghan (2005): Fitsarana & Heloka an'Ady, Ady amin'ny Rongony sy Parlemanta

  02 Novambra 2017

(Fanamarihana: lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 20 desambra 2005) Vao nanambara ny governemanta ao Afghanistan fa mikasa hiatrika hamaha ny olan'ny heloka an'ady sy ireo fanitsakitsahana hafa nitranga nandritra ny taompolo maro nisian'ny ady tao amin'ny firenena izy. Nosoratan'i Afghan Reality ny mahazavadehibe izany drafitra izany sy ny olana mety hibahana izany....

Fironana Sinema Shiliana

  02 Novambra 2017

Mihabetsaka hatrany araka ny itomboan'ny taona ny Sarimihetsika Shiliana. Tontosaina ao an-tanànan'i Valdivia hatramin'ny taona 1993 ny “Festival de cine de Valdivia”, fetiben'ny sinema shiliana fantadaza indrindra. Afa-manolotra ny sanganasan'izy ireo amin'ity lanonana iraisampirenena isan-taona ity ny mpanatontosa sy ny tale shiliana. Afa-mamaky ny momba ity hetsika fanao isan-taona ity sy ny...