Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Mey, 2021
Mifanakaiky dia akaiky ny isam-bato amin'ny fifidianana solombavambahoaka, Ho azon'ny Antokon'ny Kongresy tafala amin'ny BJP ve ny fanjakana Assam?
Nanjaka tamin'ny antenimiera mpanao lalàna ao Assam ny Kongresy Nasionaly Indianina (INC) nanomboka ny taona 1951 ka hatramin'ny 2016 rehefa nivadika ho an'ny Antoko Bharatiya Janata (BJP) an'ny praiminisitra Narendra Modi ny fifehezana.