Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Janoary, 2019
Tantsaha Birmana nampangaina tamin'ny lalàna elektronika

Notorian'ny Tafika Birmana ireo tantsaha nametraka fitarainana niaraka tamin'ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny asa (OIT) tamin'ny nandraofan'ny Foiben'ny fitoeram-pitaovam-piadiana tany mirefy 2000 hekitara mahery tamin'ny 3 aogositra 2008. Nampangain'ny kapiteny Phyo Wei Lin, mpitondratenin'ny tafika, ireo voampanga ho nandefa vaovao sy zavamisy any amin'ny haino aman-jery vahiny", hoy ny Mizzima News.
Manolotra ny andiam-panovozan'i “Whose Knowledge?” Manampy ny fahalalànay amin'ny Wikipedia

Faly i Whose Knowledge? manolotra ny “Manovana ny fahalalanay amin'i Wikipedia”, Andiany fahatelo ao amin'ny andiam-panovozana “Tantaranay, fahalalànay”; iarahan'ny mpikambana ao amin'ny vondrom-piarahamonina hafa natao anjorom-bala.
Savalalana fampahafantarana momba ny fibahanana ao Ozbekistany

Amin'izao fotoana izao ny bilaogera Ozbeka manana olona amin'ny fanavaozana ny bilaoginy. Indraindray ry zareo mba amoahana torohay no mandefa imailaka izany amin'ny namany monina ivelan'i Ozbekistana izay mamoaka izany ho hitan'ny besinimaro. Mampihena ny fombafomba demaokratika ao amin'ny firenena izany.
Mihodidina ny lapam-panjakana Toniziana ny lahatsarin'ny zon'olombelona

Nosakanan'i Tonizia ny fidirana amin'ny habaka roa malaza amin'ny fifampizarana lahatsary, dia ny Youtube sy ny Dailymotion mba isorohana amin'ny fidiran'ny Toniziana mpiserasera tsy hijery votoatin-dahatsary manasongadina fijoroana vavolombelona avy amin'ny gadra politika sy ny mpikatroky ny zon'olombelona.
Vonona amin'ny teny arabo ny taridia hanaovana fanandrata-teny miteti-paositra

Faly izahay ankehitriny manambara fa efa vonona amin'ny teny arabo ankehitriny ny Taridia Advocacy 2.0: Miteti-paositra hanandrata-teny, Savalalana amin'ny fiatiana media sosialy mahomby, noho ny fandikateny nataon'i Reine Mattar avy ao amin'ny Social Media Exchange, Beirota.
Jordania hanara-maso ireo famoahana an-tserasera sy tranonkala

(Lahatsoratra teny anglisy septambra 2007) Hanara-maso ireo famoahana an-tserasera sy tranonkala i Jordania, hoy ny nambaran'i Nabil Al-Momani, mpanampy ny mpitantana ankapobeny ny departemantan'ny fanontana sy famoahana ao Jordania androany. Manomboka...
Geo-bombing: YouTube + Google Earth

(Tetikasa taloha) Trohy amin'ny endrika pdf ity taridia ity Ny Geo-bombing dia iray amin'ny teknika izay mety ampiasaina ahafahana mampahomby ny fampielezana ireo fanentanana an-dahatsary YouTube amin'ny alalan'ny fampidirana an-tsaritany...
Taridia Advocacy 2.0 : Fitaovana iasana amin'ny fanandrata-teny nomerika

Ny Taridia Advocacy 2.0 (Fitaovana ilaina amin'ny fanandratateny nomerika) no mamariparitra ny sasany amin'ireo teknika sy fitaovana tsara indrindra azon'ny mpikatroka - sy ireo hafa te-hianatra avy amin'ity lohahevitra ity - ampiasaina amin'ny fanentanana fanandrata-teny antserasera.
Kaoferansa Advox: Andrew Heavens miresaka ny sivana ao Ethiopia

(Lahatsoratra tamin'ny jona 2008) Resaka notontosaina nandritra ny fotoam-pivoriana Vovonana Global Voices 2008 Session “Living with censorship” (miaina miaraka amin'ny sivana) tamin'ny 27 Jona 2008 Living with censorship from Global...
Thailandy: ny lasibatra voalohany amin'ny lalànan'ny heloka an-tsolosaina

(Lahatsoratra tamin'ny septambra 2007) Hita vao haingana fa nandany ny Lalànan'ny heloka an-tsolosaina ny manampahefana Thailandey vao haingana (azonao atao ny mitroka ny dosie eto ambany) mba hisamborana Thailandey anankiroa amin'ny...