Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Septambra, 2018
Mpanoratra nasongadina: Diego Casaes
Nanambintana aho nihaona tamin'i Diego Casaes, mpanoratra nanolo-tena tato amin'ny Global Voices sady mpandika teny avy ao Salvador, Brezila. Ny ankamaroan'ny soratr'i Diego tato amin'ny Global Voices dia nampielezana fanairana momba ny fandrahonana ara-panaovandalàna sy fahafahana an-tserasera Brezila, toy ilay "Volavolan-dalàna Azeredo"