Diarin'ny Fonja [ Prison Diaries]

prison diaires

Fampidirana:

Tetik'asa vaovao ataon'ny Students Expressing Truth [Mpianatra maneho ny marina] ny Prison Diaries [Diarin'ny Fonja], fandaharana fanarenana ifanaovan'ny mpiray voafonja izay mifantoka amin'ny fahombiazan'ny fampiatiana ireo gadra ao amin'ny fiarahamonina jamaikana aorian'ny famotsorana azy ireo. Ampanaovan'ny Prison Diaries fanazarana ny voafonja notsongaina amin'ny fomba hibilaogena sy handraketam-peo ny zava-misy iainany andavanandro eo amin'ny rafi-pamonjana Jamaikana. Araka ny filazan'i Kevin Wallen, mpitarika ny tetikasa, ” noho ny bilaogy dia afaka mitantara ny momba ny fiainany ireo voatazona an-tranomaizina. Afaka manoritra sary mifanaraka amin'ny zavamisy momba ny fiainany anaty fonja sy ny vokatry ny heloka ry zareo. Amin'izao fotoana izao, ny mozika sy ny media Jamaikana manandratra an'i “badman” na ny “shotta” ary mametraka ireo ho maodely ireo efa voafonja. Betsaka amin'ireo tanora amin'izao fotoana no milaza fa toerana “mahafinaritra” ny any am-ponja,mandra-pahitan'izy ireo ny tena fahamarinana henjana. Mamela ireo Jamaikana rehetra hahafantatra bebe kokoa ny momba fonja hipoka olona bilaogy Diary of an Inmate ao anatin'ny fanantenana fa hiasa hanohitra ireo hevi-diso nampitain'ny media izany.”

Torohay:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.