Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Mey, 2019
Mpifaninana Mozambikana nahazo ny fifaninanana bodybuilding manerantany tao Hong Kong
Maodely ho an'ny mpanabokonozatra ao Mozambika i Bruno Saraiva
Fantaro i Siya Masuku, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 15 – 21 mey 2019
Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Siya Masuku, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 15-21 mey 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny isiZulu.
EAM: Miomana hanakana ireo tranonkala manafintohina ny DU
Nanomboka nanakana ny fidirana amin'ny tranonkala heverina ho "manimba saina" sy mahatohina ny "soatoavina ara-kolontsaina, sosialy ary maoraly" ny DU, ilay mpanome tolotra aterineto faharoa any amin'ny faritra malalaka ao amin'ny Emirà Arabo Mitambatra.
Tongasoa amin'ny tontolom-bilaogy libaney
Nefa amin'izany fotoana izany, samy mitahiry ny mahalibaney tsy voafehy daholo ry zareo, karazam-pankamamiana ho an'ny tanindrazany, eritreritra feno fanantenana fa indray andro any hiposaka indray ny masoandron'ny tanin'ny [hazo] sedera.
Eo am-pitendrena i Torkia…. Fitsarana iray iankinan'ny hoavin'ny fahalalaham-pitenenana
(Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 24 desambra 2005) Raha maro ny Tiorka tsy mankalaza krismasy, maro indrindra fa ireo mpianatry ny oniversite no manararaotra ny fialan-tsasatry ny ririnina hitodi-doha hody ka handany ny andro...