Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Mey, 2013
SARY: Tetikasa “Inside Out” Ao Japana
Tamin'ny volana Novambra 2012, nisy kamiao iray niainga tao an-tanàna avaratra andrefan'i Japana, Kesennuma ho any Fukushima. Ahitana ila-maso ngezabe isaky ny zoron'ilay kamiao, ary zavatra misokatra tahaka ny boaty...
Nankatoavina Ho Afa-Mirotsaka Hofidiana Indray i Evo Morales Ao Bolivia
Ao anatin'ny fitokonana ataon'ny mpiasa [mg] mitaky fisotroan-dronono tsara kokoa no nankatoavan'ny mpanao lalàna ny volavolan-dalàna mamela ny filoha Evo Morales sy ny filoha lefitra Alvaro García Linera hifaninana amin'ny fe-potoa-piasana vaovaon'ny fifidianana Desambra 2014.
Pelaka Efatra Nosamborin'ny Polisy Tany An-Trano Fandihizana
Noho ny baiko avy amin'ny ben'ny tanàna, Antoine Chakhtoura, polisy 12 no nanao fisavana tao amin'ireo trano fandihizan'ny pelaka “Ghost” ao Dekwaneh, Matn, Libanona. Voalaza fa niharan'ny fandrahonana ireo mpanjifa...
Famoronan-Tantara Ao Erbil

Tamin'ny volana lasa, namoaka lahatsoratra teny fampidirana momba ny Storymaker izahay, fampiharana finday eo an-dalam-pandrafetana. Natokana ho an'ireo mpanao gazety manerantany hanatsarany ny fahaizany mitantara (storytelling) amin'ny aterineto ny tetikasa izay tohanan'ny...
Brezila : Fampanantenana Poakaty Nahatezitra ny Amazoniana Manamorona ny Rio Madeira
Ity tantaran'i Ana Aranha nitondra lohateny tamin'ny voalohany hoe Vidas em Trânsito na “Fiainana Mandalo“, izay miresaka momba ny fiantraikan'ny tetikasam-panorenana goavana manamorona ny reniranon'i Madeira ao amin'ny fanjakan'i Rondônia, Brezila, ity...