Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Mey, 2020
Manamboatra fiarotava i Shina noho ny tinady manerantany nateraky ny COVID-19

Noho ny tinadim-piarotava sy vokatra ara-pitsaboana hafa mitombo izaitsizy manerana ny tany, nanova ireo zotram-panambatambaram-bokatra hahavaly izany tinady izany ny orinasa shinoa.