Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Jona, 2022
Fanontaniana sy valiny ifanaovana amin'i Beñat Garaio, mpikatroky ny fiteny Basque

Ao amin'ny Firenena Basque ao Espaina, miasa i Beñat Garaio amin'ny fampiroboroboana ny teny Basque amin'ny alalan'ny fikarakarana fisantaran'andraikitra sy lanonana, fifaneraserana amin'ireo vondrom-parahamonina ampielezana ary fandraisana anjara amin'ny hetsika fanohanana akademika (oniversitera)