Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Febroary, 2017
Taorian'ny Fahombiazan'ny Fanentanana #TweetYoruba, Tonga Indray Ankehitriny ny Sary-sy-Soratra Amin'ny Fiteny Yoruba
Nanomboka tamin'ny fanentanana #TweetYoruba aloha izy ity taona vitsivitsy lasa izay, ary ankehitriny mamorona sary-sy-soratra amin'ny fiteny Yoruba i Kọ́lá Túbọ̀sún sy ny tetikasa Yoruba Name.