Naomy · Aogositra, 2018

Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Aogositra, 2018

Madagasikara: Anglisy teny ofisialy, fanomezam-boninahitra ireo lasibatry ny fifanandrinana ara-panjanahantany sy ny rivodoza

Fenofeno ny vaovao teto Madagasikara tanatin'ny tapabolana faharoan'ny volana marsa 2007: referandaoma fanitsiana ny lalampanorenana nampiditra ny teny anglisy ho teny ofisialy. nanome voninahitra ireo lasibatry ny fitroarana nanoherana ny fanjanahantany tamin'ny taona 1947 izay niafara tamin'ny fahafatesan'olona 80.000 ihany koa i Madagasikara. Farany, rivodoza fahaenina tanatin'ny enimbolana.

30 Aogositra 2018

Torkia am-pitendrena milina…

Talk Turkey nanoratra momba ny Etazonian'i Eorazia ho avy izay niteraka adihevitra tena mahaliana sy fanehoan-kevitra momba ny mpitsara Kiorda vaovao hisolo mpitsara Kiorda hafa mba hitsara an'i Saddam Hussein.

16 Aogositra 2018

Fanentanana Revolisionera ao amin'ny WSF

Miloa-bava amin'ny tsikera fanatsarana amin'ny sehatry ny fikarakarana ireo bilaogera nanatrika ny Forum Sosialy Manerantany (WSF). Noresahin'ireo bilaogera bebe kokoa ny lohahevitra mifandraika amin'ny olan'ny fitaterana, ny tobin'ny tanora, ary ny torohay.

15 Aogositra 2018

Dimy minitra nifampiantsoana telefônina tamin'i Eddie Avila

Rising Voices

Tamin'ity herinandron'ny 22 febroary 2008 ity izahay nanomboka fanasongadinana vaovao ao amin'ny Rising Voices hifandraisanay tsy tapaka amin'ireo mpitarika ny tetikasa 10 ivelan'ny Rising Voices. Tamin'i Eddie Ávila izay ao Etazonia amin'izao fotoana izao hanolotra ny ny Voces Bolivianas ao amin'ny We Media conference ao Miami, Florida no nifampiresahay voalohany.

06 Aogositra 2018