Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Marsa, 2023
Ilay fanavakavaham-bolonkoditra tsy ankiteniteny ambadiky ny fihetsiketseham-panoherana ao Però
Lehilahy sy vehivavy miteny Quechua, anisan'izany ireo manao zipo nentim-paharazana, ponchos, satroka, ary sainam-paritany manavaka azy ireo, no nitarika ny fihetsiketsehana mitaky ny fialàn'ny filoha Dina Beluarte.