Lahatsoratra farany an'i Naomy tamin'ny Septambra, 2019
Fantaro i Belinda Daniels, hampiatrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTech amin'ny 26 Septambra – 2 Oktobra

Andao hofantarintsika ny momba an'i Belinda Daniels, hampiatrano ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny herinandron'ny 26 septambra ka hatramin'ny 2 ôktôbra. Hozarainy amintsika ny fijeriny ny fiteny Cree.
Fantaro i Kingsley Oluchi Ugwuanyi, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang amin'ny 11 – 17 septambra 2019

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Kingsley Oluchi Ugwuanyi, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 11_17 Septambra 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny anglisy Nizeriana.
Manivana ireo vaovao momba an'i Isiraely sy i Palestina ve ny Facebook? (2009)
Koa satria efa mihalasa ho sehatra fikarakarana sy fiadiankevitra ny Facebook, maro no mahatsikaritra ny votoatiny ho manjavona. Manadihady ireo fitarainana avy amin'ny bilaogera arabo sy isiraeliana i Jillian York ato amin'ity lahatsoratra ity.
Fantaro i Uzoma Ozurumba Ihechiluru, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang 4 – 10 septambra 2019

Andao hofantarina bebe kokoa momba an'i Uzoma Ozurumba Ihechiluru, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 4-10 Septambra 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo.
Ahoana ny ihaonan'ny fanatontoloana, ny mari-panondroana ary ny kolontsaina ao amin'ny zava-kanto
Ahoana ny fanehoan'ny mpanoratra ny olana eo amin'ny mari-panondroany sy ny fiaviany lavitry ny firenena nahaterahany? Amin'ny fomba ahoana no ahafahan'ny zava-kanto manakaiky kokoa ny kolontsaina sy ny fomba fijery...