Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Novambra, 2023
Ny Aflatoxins, fitambarana poizina mahafaty, no loza mitatao ho an'ny foto-tsakafo any Afrika Atsinanana
Ambaran'ny fikarohana natao tany Afrika fa ny 40 isan-jaton'ny homamiadan'ny aty, farafahakeliny, dia vokatry ny fiparitahan'ny aflatoxine avokoa.