Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Aogositra, 2013
Navotsotr'i Sodàna atsimo Ireo Mpanao Gazety Ogandey Nosamborina
Nampiasa ny teny ifankafantarana #FreeUgandaJournos tao amin'ny Twitter ny mpiasan'ny fampitam-baovao hanerena ny filohan'i Sodàna Atsimo hamotsotra ireo mpanao gazety.