Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Jona, 2017
Vehivavy Ogandey Nihevitra ny Handeha Hampianatra Any Koety, Lasa Mpiasa An-Trano
Faly nahazo asa tany Koety i Prudence Nandaula. Saingy teo am-pahatongavany dia efa voagihy ny pasipaorony ary notolorana lamba famafàna trano izy.
Ny Atao Mba Tsy Hiainana Volana Enina Mahatsiravina Ao Ogandà
Fitantaràna iray milaza ny firenana Afrikàna ho manana endrika miavaka saingy tsy manao ezaka hahatakatra ny vahoaka monina ao no milaza amintsika misimisy kokoa momba ilay mpanoratra fa tsy momba ilay tanibe mihitsy.
Manampy Amin'ny Fanoratana ny Tantaran'ireo Mpampanofa Vatana Ao Ogandà
Maherin'ny 300 isanandro ireo vehivavy mandeha mampanofa vatana any amin'ilay tanàna tsizarizary ao Bwaise.