Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Jona, 2008

Oganda : Famoretana ny fanaovan-gazety

Hoy i Moses Paul, miresaka ny famoretana ny mpanao gazety ao Oganda : “Nametraka rafitra vaovao ny governemanta ka mampiseho fomba iray indray hamehezan'ny fanjakana ny fampahalalam-baovao. Tsy vao voalohany io amin'ny fomba tsy manaraka ny lalam-panorenana ataon'ireo manam-pahefana ao amin'ny governemantan'ny Filoha Museveni mba hanafoana ireo fampahalalam-baovaovao tsy miankina...

Oganda : Paika fampitam-baovao tena diso tanteraka

Moses Paul Sserwanga izay mpanao gazety sy mpisolovava ao amin'ny fitsarana avo any Oganda no mitsikera ny paika fampitam-baovao tena diso tanteraka an'ny fitondrana any Oganda : Govt got its media strategy totally wrong. Government has heightened its preparedness to clamp down on the independent media. President Museveni’s attack on...