Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Septambra, 2011
Oganda: Niady Ho Fiarovana Ny Ala Mando Ireo Ogande Any Anaty Aterineto
Ny ala Mabira dia hita ao afovoan'i Oganda akaikin'i Kampala renivohitra. Iray amin'ireo ala voajanahary vitsivitsy izay sisa tavela taorian'ny taona maro nahapotika hektara maromaro. Niady nanao hetsika fanoherana ny governemanta ireo Ogande mba tsy hamarotana ny tany aminà orinasa mpamokatra siramamy.