Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Oktobra, 2007
Oganda : Bilaogera nikopak’elatra noho ny tahotra
Efa nosoratana teto amin’ny Global Voices ny hevitra feno fihantsiana nataon’ny bilaogera sy mpanolotra fandaharana amin’ny onjam-peo Ogandey Dennis Matanda momba ny kolontsaina afrikana, ny (filoha) Idi Amin ary ny...
Afrika : Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ?
Hatsangan'i Shina ho zanany ve i Afrika ? : « The latest project to hit the headlines is a $5 billion offer from the Chinese government to fund roads, railways,...
Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io
Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika :...
Oganda : Fahalalahana ara-gajety inona ?
Ny mpiblaogy Scarlett Lion avy any Oganda dia maneso raha miresaka momba ny fahalalahana ara-gajety any aminy izay nivoatra ny filaharany iraisam-pirenena : « While it appears that Uganda has...
Oganda : Tany « tondra-dronono sy tantely » ve i Oganda ?
Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? : « Uganda is indeed the land of plenty of food and water....