Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Marsa, 2018

Mitaky Ny Fialàn'ilay Depiote Naneho Hevitra Manohana Ny Herisetra An-tokantrano Ny Ogandey

“Amin'ny maha lehilahy, mila manitsy ny vadinao ianao," hoy ilay solombavambahoaka Ogandey Onesimus Twinamasiko nandritra ny resadresaka tamin'ny fahitalavitra.

Miteraka Fandrahonana Lehibe Ho An'ny Tontolo Iainana Ny Fitrandrahana Fasika Ao Oganda

Milaza ireo mpiaro ny tontolo iainana any Ogandà fa atahorana noho ny fandavahana mba hakana fasika ny lemaka lehibe manamorona ny lalambe mampifandray ny renivohitra Kampala amin'ny atsimo andrefan'ny tanànan'i Masaka.