Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Oktobra, 2014
‘Nofinofy Kely Ho Lasa Fiovàna’, Hetsika Tsara Indrindran'ny Media Sosialy Any Oganda
Nitafatafa tamin'i Esther Kalenzi, mpamorona ny 40 Days Over 40 Smiles i Tumusiime Patrick momba ny asa soa ataony, izay manampy ireo ankizy sy vondron'olona marefo mba hahazo fampianarana an-tsekoly sy fampianarana mikasika ny fiainana.