Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Mey, 2012
Oganda: Atin'akanjo sisa no nanaovan'ireo vehivavy mpanao fihetsiketsehana, noho ny herisetra nataon'ny polisy tamina vehivavy mpitolona iray
Taorian’ny nandraràna ny A4C (Mpitolona ho amin’ny fanovàna) tany Ogandà tamin’ny fiandohan'ity volana ity, Novan'ny mpikatroka ho “4GC”, izay midika “For God And My Country [Ho an’Andriamanitra sy ny Tanindrazako] ” (Tarigetra...