Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2016

Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Marsa, 2016

Netizen Report: Sary Mpanao Hatsikana Misy Soratra Mamazivazy ny Praiminisitra Mameno an'i Malayzia

Miparitaka ny sary misy soratra amin'ny endrika mpanao hatsikana mamazivazy ny Praiminisitra Malayziana Najib Razak taorian'ny fandrahonana ilay mpanakanto an-tsary Fahmi Reza avy amin'ny polisy Malayziana noho ny famoahana ny sarin'i Razak ho toy ny mpanao hatsikana.

Manome Endrika Mahatsikaiky Ny Olana Ara-pôlitika Goavana Ao Oganda i Snoogie Mpanao Sariitatra

Snoogies, Ogandey sangany amin'ny sariitatra, dia mampiasa ny kanto sy ny hehy hanehoana hevitra momba ireo olana ara-politika ao amin'ny firenena.