Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Desambra, 2018
Oganda: An-jatony no maty tamin'ny fihotsahan'ny tany
Olona miisa 80 farafahakeliny no maty ary mihoatra ny 300 no tsy hita tany atsinanan'i Ogandà ny alatsinainy hariva noho ny fihotsahan'ny ranom-potaka . Ny fihotsahan'ny ranom-potaka vokatry ny oram-batravatra dia nitelina tanànakely telo tao amin'ny distrikan'i Bududa ary namindra olona maherin'ny 2.000 niala ny tranony.