Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Aogositra, 2011
Ogandà: Lazain'ny Minisitra ho Mampiasa Valantserasera ny Mpanohitra Hanomanana Ady
Nilaza ny minisitry ny filaminana Ongandey fa mampiasa ny Twitter, ny Facebook ary ny Youtube ny mpikatroka Ongandey hanaovana fanentanana manohitra ny mpitandro ny filaminana sy fanomanana ny ny tanora ho amin'ny ady.
Mpitoraka Bilaogy Ao Amin'ny Global Voices Manoro Hevitra Ireo Tanora Mafàna Fo Avy Aminà Firenena Miisa 10
Anio dia ambaranay ny anaran'ireo mpitoraka bilaogy miisa 10 ao amin'ny Global Voices sy ireo "Activista" miisa 11 izay hiara-hiasa amin'ny alalan'ny aterineto mandritry ny volana ho avy rehetra. Izy io dia ampahany amin'ny eritreritra vaovao ho fanoroana hevitra izay novokarin'ny Global Voices sy ny Activista, tambajotran'ny tanora ao amin'ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...