Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Febroary, 2018
Misaona Ny Fahafatesan'Ilay Mpanakanto Ogandey Mowzey Radio Teo Amin'ny Faha 33 Taonany I Afrika
"Nanome ahy hatrany izy na dia ny kely indrindra aza no nananany.... Na dia maro aza no nahafantatra azy ho lehilahy be korontana dia fantatro izy fa zazalahy tsotra, manetry tena ary manan-talenta .... "
Nyota Ndogo, Mpihira Afrikana, Manana Klioban'ny Mpiondana an-Tserasera
Raha mahita ny lahatsoratra amin'izao fotoana izao ao amin'ny bilaoginy isika, hita fa mahafehy tsara ny fampiasana blaogy i Nyota. Indrisy anefa fa tsy azo lazaina ho toy izany ireo mpanakanto maro hafa any Afrika Atsinanana, satria tsy nahita bilaogy na mpanankanto hafa ny mpanoratra ity lahatsoratra ity.
Mitombo Ny Ahiahian'ny Ogandey Mikasika Ny Valan'aretina Tazo Mahafaty
Nampitebiteby ny mponina ny fahafatesan'i Bridget Nalunkuuma, sivy taona tao an-tanàna afovoan'i Ogandà, Nakaseke fa mety voan'ny aretina avy amin'ny tazo misy fahaverezan-drà (fièvre hemoragique) Krimeana-Kongo izy. Milaza anefa ny governemanta fa mbola tsy misy ao amin'ny firenena ilay valan'aretina.