Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Marsa, 2015
Te-Hanolo Ireo Mpanoratra Gazety Ao Amin'ny Parlemanta Ireo Mpanao Lalàna Ogandey
Mieritreritra volavolan-dalàna hanolo ireo mpanoratra gazety rehetra nitatitra ny raharaha parlemantera talohan'ny 1 Mey 2010 ireo mpanao lalàna Ogandey "mba ho tombotsoan'ny fifandanjan'ny fitateram-baovao" .