Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Jolay, 2018
Tontolo iainana : Resaka rano ao Afrika Atsinanana
Mety hiatrika krizin-drano i Afrika Atsimo ary miady ny nosy Migingo kosa ireo firenena afrikana telo mifampizara ny farihy Victoria.
Ogandà: Fitontonganan'ny isan'ny rajakon-tendrombohitra?
Tsy araka ny niheverana azy tany am-boalohany intsony ny isan'ireo rajako ao amin'ny Valan-javaboaharin'i Ogandà.
Afrika : Bilaogy miteny anglisy miresaka ny sehatry ny aterineto ao Afrika
''Atolotray ato anatin'ity lahatsoratra ity ireo blaogy fototra mikasika ireo tanora vao mitsiry amin'ny fandraharahàna sy ny fanavaozana teknolojika ao Afrika..''
Fahasalamana/Maneran-tany: Nofoanan'Atoa. Obama ny politikan'ny ”Global Gag Rule”
Nofoanan' ny Filohan'i Etazonia ireo fepetra politika fantatra amin'ny ankapobeny tamin(ny anarana hoe “Global Gag Rule”(amin'ny teny anglisy).
Oganda: Fikorontanana tamin'ny oram-pifaliana (Happy Hour), sy resaka hafa
Niteraka adihevitra tamin'ity herinandro ity ilay Ogandey bilaogera sady mpanakanto hip-hop Saving a Generation Endangered (S.A.G.E.) raha namelively izy tao amin'ny fanatrehana ny Bloggers Happy Hour (BHH) ao Ogandà nandritra ny antsafa notarihan'i Country Boyi:
Hampisy hantsana nomerika bebe kokoa eo amin'ny lahy sy ny vavy ity hetran'ny media sosialy ao Ogandà ity
Raha mba mihaino fotoana vetivety monja ny hiakan'ny vahoaka Ogandey -- izany nitabataba mafy sy mazava hatramin'ny nampiharana ilay hetra tamin'ny voalohany jolay -- moa ny mpikambana amin'ny parlemanta, ireo mpanolotsainan'ny filoha maro dia maro ary ny minisitry ny teknolojiam-baovao, dia efa nofoanany ity hetra ity.
Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax fa manambaka ny vehivavy, ny tanora ary ny mahantra io
Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax satria tsy mifanaraka amin'ny lalampanorenana izany ary mampitombo ny fahantrana, manao ho lasibatra ny tanora ary mampitombo ny hantsana nomerika.
#NoToSocialMediaTax: Miaraha amin'ny Global Voices hanohitra amin'ny alalan'ny tweetathon ny hetra fampiasana media sosialy ao Ogandà anio 9 jolay 2018
Maimaimpoana ny fahafahana fa tsy mila andoavan-ketra. Tohanan'ny Global Voices ny fanentanana #NotoSocialMediaTax ao Ogandà.
Nidina an-dalambe am-pilaminana ny Ogandey ho fanoherana ny famonoana olona manao ho lasibatra ny vehivavy
Ary dia nanao ny dia(be) aho. Ho fahatsiarovana azy ireny, tsy nahazo rariny ry zareo ary mbola tsy nisy ny voatazona ho tompon'antoka tamin'ny fahafatesana mampaha-marikoditra nahazo azy ireny. Fa omeko voninahitra ry zareo.