Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Oktobra, 2011

12 Oktobra 2011

Oganda: Navotsotra Ny Mpanoratra Iray Mpanohitra An'i Museveni Dimy Andro Taty Aoriana

Navoakan'ny governemanta Ogande ny mpanoratra boky iray izay nampidirina am-ponja nandritra ny dimy andro ary tsy afaka niresaka na tamin'ny mpisolovava azy na tamin'ny fianakaviany. Ilay bokikely fanta-daza an'i Vincent Nzaramba izay antsoina hoe People Power, Battle the Mighty General ( Herim-bahoaka, Ady amin'ilay Jeneraly Tsy Refesi-mandidy) dia niantso fanonganam-panjakana...