Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Jolay, 2014
Tsy Hita An-tserasera Ny Fiarahamonina Afrika Atsimon'i Sahara Sasany. Te-hanova Izany Ny ‘Kumusha Takes Wiki’

Tetikasa fitaratra miasa miaraka amin'ny fiarahamonina ao an-toerana ao Afrika ny Kumusha Takes Wiki hampihena ny hantsana ara-baovao sy hanitsy ny fahadisoan-kevitra ananan'ny vahiny momba ny kaontinanta.