Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Septambra, 2008
Oganda : Apela iray faly
Glenna Gordon, ao amin'ny blaoginy Scarlett Lion manapariaka sarin’ “apela iray faly” (toran'ny hehy eo am-pivoizana ny milina fanjairana) nalainy tany Gulu, any Oganda.
Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.