Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Septambra, 2022
Nahoana ny “kiswahili” no tsy lasa teny fampiraisana an'i Afrika?
Na eo aza ny finiavan'ny firenena marobe handray ny Kiswahili ho toy ny fiteny mampiray, dia mbola mijanona ho sakana tsy hampahomby azy ny tsy fitoviam-pijery amin'ny resaka jeôpôlitika sy ny dindon'ny avy any ivelany