· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Oganda tamin'ny Jona, 2012

Oganda: Maneho Ny Fanohanan'izy Ireo Ny Ekipa Nasionaly Ao Amin'ny Twitter, Facebook Ireo Mpampiasa Aterineto

Amin'ny faran'ity herinandro ity dia ho any Angôlà ireo Cranes hanomboka ny fifanintsanana hiadiana ny ho Tompon-daka Eran-tany 2014.. Hotanterahina amin'ny daty hankalazana ny Andron'ireo Maritiora Ogandey io lalao io, izay tanterahina ny 3 Jona isan-taona. Maneho ny fanohanany tsy ho faty ny Cranes i Oganda, mampiasa ny Twitter sy Facebook:

14 Jona 2012