Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2014

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Avrily, 2014

24 Avrily 2014

Nizeria : Miha-Mahery Vaika Ny Famonoana Ataon'ny Jihadista Boko Haram

Herinandro vitsy lasa izay, naka ankeriny mpianatra ankizivavy 100 ary noahiahiana ho tao ambadik'ilay baomba nipoaka nahafaty olona 70 mahery teo amin'ny fiandrasana fiara fitaterana ny vondrona jihadista Islamika.

19 Avrily 2014

Mihevitra Ny Filoha Mugabe Fa Mpanao Kolikoly Kokoa Noho i Zimbaboe i Nizeria

Manana fahasahiana manambany ny govermenta Nizeriana ho mpanao kolikoly i Mugabe. Manana herim-po i Nizeria mahatsiaro voatsiratsira.

17 Avrily 2014

#FreeCiaxon: Navotsotra Ilay Nizeriana Mpisera Twitter Notanana Vonjimaika

GV Mpisolovava

Nosamborina ary notanana i Yusuf Siyaka Onimisi fotoana fohy taorian'ireo andian-tsary nalefany sy tatitra milaza izay hitan'ny masony mikasika ny fikasan'ireo Boko Haram ao Avaratry Nizeria hilefa.