Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Septambra, 2016
Kitendry Namboarina Manokana Ahafahan'ny Mpiteny Yorùbá Sy Igbo Manoratra Amin'ny Fiteniny
"Amin'ity kitendry ity isika mamaha ny olana ara-teknika amin'ny fampiasana ny Yorùbá sy ny Igbo an-tserasera. "
Hiran'Ankizy Tahaka Ny Incy Wincy Spider, Natao Sarimiaina Sy Nadika Ho Amin'ny Fiteny Yoruba
Namorona lahatsary antserasera ahitana hiran'ankizy amin'ny fiteny Youruba ny renim-pianakaviana Nizeriana monina any ampitan-dranomasina iray mba hitehirizana ny fiaviana Yoruba.
Nizeria: Mampitsahatra Ny Habetsan'ny Fifankahalàna Ara-poko — Ao anatiny sy Ivelan'ny Aterineto
Firenena Afrikana mavitrika indrindra amin'ny resadresaka ara-politika ao amin'ny Twitter i Nizeria. Fa voatohintohin'ny fitenenana feno fankahalàna anefa io habaka nomerika mavitrika io.