Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Novambra, 2007
Nizeria : Famirapiratana sy fihemoran'ny Festac Town
Ny mpiblaogy Adeola dia mitatitra momba ny famirapiratana fahiny sy ny fihemoran'ny Festac town any Nizeria ankehitriny : « This year 2007 marks the 30th Anniversary of Festac Town as a residential area. Festac is still one of the largest residential estates south of Saharan Africa. When I started living in Festac...
Nizeria: Milina azo ampiasana ny karatra Visa hakana vola samirery
Ny mpiblaogy David Ajao dia nahita milina fakam-bola samirery azo ampiasana ny karatra Visa : « I was plesantly surprised last night to discover that ATMs that support Visa cards are now available in Nigeria » « Omaly alina aho dia faly sady variana raha nahita fa hay efa misy milina azo ampiasana...
Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika
Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria : « My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every 200 meters that people prepared me for. I neglected the advice of friends (who had never been to Africa), asking...
Nizeria : Taranja vokarin'ny MIT hampiasain'ny Anjerimanontolo Nizeriana
Ny blaogy AfricanLoft dia manoratra mikasika ilay Anjerimanontolo Nizeriana izay mampiasa amin'ny alalan'ny Aterineto, taranja novokarina tany amin'ny Anjerimanontolo Amerikana fata-daza MIT [Massachusetts Institute of Technology] : « The Osun State University, Osogbo [Nigeria], has launched a virtual library and OpenCourseware that will enable its students and faculty members to have access...
Nizeria : Mipetraka ireo fanontaniana taorian'ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara
Ny blaogy Grandiose Parlor dia mitsikera ny toe-draharaha mahatonga ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara tany Lagos : « How long will people keep getting their lives snuffed out and suffer the most agonizing deaths because our national infrastructural system is in shreds and our social values and...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...