Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Febroary, 2019
Ny fandresena vinavinaina ho lasan'ilay kandidan'ny mpanohitra sangany voampanga ho nanao kolikoly ao Nizeria
Nanambara ny fanadihadiana natao momba ny safidin'ny vahoaka fa nanatombo roa ambin'ny folo isanjato ny vato azon'ny kandidàn'ny mpanohitra Atiku Abubakar manoloana ny filoha amperinasa Muhammadu Buhari, amin'ny fifidianana ho filoham-pirenena Nizeriana amin'ny 16 Febroary izao.