· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Jolay, 2018

Manoloana ny fahafatesana nateraky ny herisetra manerana ny firenena, mitady fiarovana tsara kokoa ny Nizeriana

Tompon'andraikitra tamin'ny fitomboan'ny isan'ny fahafatesana feno herisetra tao amin'ny firenena ny fikomian'ny Boko Haram, ny fifandonana eny amin'ny kaominina, ny asan-jiolahy ary ny endrika fifandonana hafa. Hatramin'ny volana Janoary 2018, olona 1 813 no novonoina nanerana ny fanjakana 17 - avo roa heny noho ny tamin'ny taona 2017 tany Nizeria.

07 Jolay 2018