Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Septambra, 2017
Vonona Ho Amin'ny Raharaham-barotra i Afrika!
Miblaogy mikasika ny fandraharahana ao Afrika aho ary mamaky am-pifantohana tsara ireo blaogy maro liana amin'ny tontolon'ny varotra eo amin'ity tanibe ity
Manapariaka Ny Bilaogy Aty Afrika Amin'ny Alàlan'ny Onjampeo
Mety miahiahy angamba ny mpihaino sasany - "be pitsony loatra ny famahanana bilaogy ... aiza ny fahafahana hifandraisana, mbola lafo vidy ny aterineto, " izany no fanehoan-kevitry ny mpihaino iray - kanefa mampiseho ny fandaharan'ny Onjampeo BBC World Tambajotra Afrika fa zava-misy ary anisan'ny miroborobo ny famahanana bilaogy eto Afrika...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...