Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Jolay, 2010
Amboara Eran-tany taona 2010: Iza no omena tsiny tamin'ny fomba filalaon'i Nizeria?
Diso fanantenana ny mpankafy baolina kitra tamin'ny talata raha nihena tsikelikely ny vintana farany ho an'ny ekipa Nizeriana handroso amin'ny fiadiana ny Amboara Eran-tany taona 2010 raha niafara tamin'ny isa 2 noho 2 ny fihaonany tamin'i Korea Atsimo. Teo amin'ny tontolon'ny blaogy, ny fahadisoam-panantenana no tena nanjaka, na tsy dia...
Nizeria: Iza no nampiova hevitra ny Filoha— Facebook sa FIFA?
Taorian'ny nahazoany tsikera an-jatony tao amin'ny pejy Facebook-ny ny Filohan'i Nizeria dia nanafoana ny fampiatoana ny ekipa nasionalin'ny baolina kitra. Kanefa tena ho valin'ny feon'ireo olona mitaraina ao amin'ny Facebook ve no nampiova ny hevitry ny filoha? Sa noho ny tsindry avy amin'ny mpanolotsaina eran-tanin'ny baoilna kitra?
Maneran-tany: Tsy matoan-dahatsoratry ny fampahalalam-baovao ny fiparitahan'ny solitany
Misarika ny fifantohan-tsain'izao tontolo izao ilay fiparitahan'ny solitany tany amin'ny Elodranon'i Meksika, vokatr'izay fanapotehana noho ny tsy fahaiza-mitantana ny fitrandrahana solitany. Na izany aza, any amin'ireo toerana sasany maneran-tany, miaina miaraka amin'ny fandrarahana poizina toy itony ny olona, ary amin'ny alalan'ny horonantsary no hiezahan'ny vahoaka hisintonana ny sain'izao tontolo izao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...