Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Desambra, 2020
Governemanta afrikana fito no mampiasa rindram-pitsikilovana, hoy ny fanadihadiana vaovao
Mampiasa teknolojiam-pitsikilovana avy amin'ny Circles, orinasa iray mivondrona ao amin'ny NSO avy ao Israely, ny governemanta amin'ny firenena miisa fito avy eto Afrika -- Botswana, Ginea Ekoatorialy, Kenya, Maraoka, Nizeria, Zambia, ary Zimbabwe -- araka ny nataon'ny Citizen Lab.