Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Avrily, 2011

Fanadihadihana Mikasika ny Fampandrosoana an'i Afrika

Raha nanambara ny Banky Afrikana ho an'ny Fampandrosoana telo andro lasa izay fa nampidininy ny fikasana hampandroso an'i Afrika noho ny fikorontanana misy ao amin'ny faritra maro ao amin'ny kaotinanta, avo kokoa ny tahan'ny fiverenan'ny famatsiam-bola vahiny dia ambony kokoa ao Afrika noho ny an'ny firenana an-dalam-pandrosoana hafa. Ary mbola maro koa ny...

Nigeria: Bitsika Mitatitra sy Miresaka Herisetra Taorian'ny Fifidianana

Natao ny 16 Aprily 2011 teo ny fifidianana izay ho filoham-pirenena ao Nizeria. Goodluck Jonathan no nambara ho mpandresy. Ny mpanaramaso sasany, ka isan'ireny ny The Action Congress of Nigeria (ACN) dia nilaza fa nisy fanodinkodinana ny fifidiana mba hitongilana any amin'ny filoha teo aloha. Nitranga ny herisetra maro taorian'ny...

Nizeria: Misiokantsera ny fifidianana ho solombavambahoaka 2011

Miresaka momba ny fifidianana solombavambahoaka tanterahina amin'izao fotoana [9 avrily 2011], raha tokony notanterahina tamin'ny 2 avrily 2001 izany, amin'ny alalan'ny fampiasana tenifototra #NigeriaDecides ny Nizeriana antsera [online].

Nizeria: Inona no Nolazain'ny Bilaogera Nizeriana Momba ny Fifidianana 2011?

Satria efa antomotra ny Fifidianana taona 2011 ao Nizeria, nafana fo ireo tontolon'ny bilaogy hitabataba. Miresaka foana ireo bilaogera Nizeriana sady mbola mitondra adihevitra lehibe ihany koa momba ny hoavin'ny firenena. Nanomboka ny taona vaovao tamin'ny fitsikerana ny fanapoahana baomba izay mandefa ny Nizeriana ho any amin'ny razany mialoha i...