Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Oktobra, 2013
Namono Mpianatry Ny Oniversite Nizeriana 50 Ireo Mpikatroka Boko Haram
Tao anatin'ny torimasony tao amin'ny efi-trano fatorian'ny mpianatra kilasimandry ao amin'ny kolejy ireo mpianatra raha notafihan'ireo lehilahy mitam-piadiana. Maro ireo fanafihana vao haingana nahafatesana olona nataon'ny Boko Haram tao amin'ny faritra.