Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Desambra, 2017
Krismasy Nilahatra Solitany Noho ny Tsy Fisiany Tao Nizeria
Nandany ora maromaro tao anatin'ny fiaran'izy ireo ny Nizeriana, nihitsoka teny an-dalana ary tsy afaka nody tany an-tanindrazany mba hankalaza Krismasy satria niharan'ny tsy fahampian-tsolika goavana ny mpamokatra solika lehibe indrindra aty Afrika.