Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Novambra, 2018

Ny tontolon'ny blaogy Nizeriana – herinandro voalohan'ny Novambra 2005:

Lohahevitra maro noresahina tao amin'ny tontolon'ny blaogy Nizeriana .

Jery Todika Mikasika ny Hip Hop

Voalazan'ny rohy ny momba ireo seho sy rakikira heverina ho nahomby ka nahazo loka, fa indrindra ny fanenjehan'ireo politisiana frantsay ny mpiangaly mozika hip-hop

Benin: Angelique Kido

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanoratra momba ilay mpanakanto Benin, Angelique Kido – indrindra ny rakikirany nivoaka taona 1994, mitondra ny lohateny hoe Aye izay nolazainy fa tokony efa nivoaka andro iray talohan'ny nanoratana ity lahatsoratra ity… …ny Jangbalajugbu-Homeland Stories  “Nijery ny anarany tao amin'ny...

Sary avy ao Ile-Ife, Nizeria – Olon'ny Fanahy!

Fotoana vitsy lasa izay, voatendry ho olona sambatra indrindra eran-tany ireo Nizeriana - tsotra ny antony. Olon'ny fanahy ry zareo!