Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Mey, 2019
Bilaogin'ny vehivavy Afrikanina: ny zon'ny vehivavy, herimpom-behivavy, fiovam-pinoana, …
Ny fahantrana, ny fitantanana tsy mahomby amin'ny toekarena, ny tsy fitoniana ara-politika sy ny ady no zava-misy tsy mitsaha-mitombo any Afrika na dia manana harena an-kibon'ny tany marobe aza ny kaontinanta, hoy i Keeper of her thoughts nanoratra.
Bilaogy Nizeriana: ny E-varotra, Nollywood…
Kazey Journal nametraka fanontaniana manan-danja momba ny fampandrosoana ara-teknolojika ao Nizeria. Manontany izy hoe "Afaka mividy Solosaina ve ny Nizeriana iray?"
Fampahafantarana avy amin'ny bilaogy nizeriana (2005)
Miresaka ny lahatsoratra vao haingana 419 (hosoka) izay nivezivezy nanerana ny tontolon'ny bilaogy sy ny fampitam-baovo antserasera ny LAHATSORATRA TAMIN'NY HERINANDRO avy amin'i Naija Jams.
Ny tontolon'ny bilaogy Nizeriana novambra 2005
Gbenga Sesan manohy ny tatitra avy any Tunis amin'ny "Nahazo ny tsiron'ny Nollywood tany Tunis izahay omaly". Nosakanana tsy hiditra amin'ny hotely izay toerana nanaovana ny fivorian'ny Fikambanan'ny Vehivavy Demaokraty Toniziana ao Tonizia (ATFD) i Gbenga sy ny vondrony.
“Rehefa tsy hamaha ny olana ireo orinasa vaventy momba ny teknolojia. Isika ihany no hamaha azy.”
Ny raibeko, 92 taona, toy ireo Nizeriàna mitovy taona amin, dia mahay mamaky sy manoratra ny teny Yorùbá. Saingy noho izy ireo tsy mahay ny teny anglisy, dia lasa anjorom-bala amin'ny resaka nomerika ry zareo
Afrika Andrefana: Ireo anganongano ara-tantara efatra momba an'i Kamerona
Manomboka amin'ny fanamarihana momba ny literatiora ny fitsidihana bilaogy amin'ity herinandro ity, miaraka amin'ny fanadihadian'ny Voice in the Desert momba ny The Door of No Return - boky natao ho an'ny ankizy: