Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Novambra, 2022
[Afaho ny Zanakay Vavy] mampitsahatra ny fandrimbinana (famoràna) fivaviana ao Nizeria
Nizeria no firenena fahatelo voalohany amin'ny FGM, izay miteraka fandatsahan-drà mafy, aretin'ny fivaviana, olana ara-tsaina ary fahasarotana amin'ny fitondrana vohoka ho an'ireo vehivavy tafavoaka velona.