Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Jolay, 2013
Manamafy Ny Fifandraisany Amin'i Shina Ny Fitsidihana Ataon'ny Filoha Nizeriana
Misy milaza fa noho ny tsy nitsidihan'ny filoha Obama ny tany Nizeria no nitsidihan'ny filohan'i Nizeria ny tany Shina nandritra ny herinandro maninjitra. Nandà izany kosa ny tao amin'ny seraserany tamin'ny filazana fa efa herintaona no nanomanana ity fitsidihana ofisialy ity;