Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Desambra, 2007
Nizeria : Ny fahazakana ao amin'ny fombam-pivavahana Yoruba
Dia soratan'i Loomnie ny fivavahana sy ny fahazakana ny fivavahan'ny hafa miorina ao anatin'ny kolontsaina Yoruba: “Navoitran'ilay namako mazava tsara fa io no tena mampiavaka ny fombam-pivavahana Yoruba. Ao amin'ny fomban-drazana nentim-paharazana Yoruba, na dia ao anatin'ny ankohonana iray aza dia malalaka ny tsirairay amin'ny andriamanitra izay tiany ivavahana, ary tsy manery na mampahory...
Nizeria : Manja ireo solosaina-findainay
Ny mpiblaogy Sokari dia manapariaka sarina mpianatra maro mirongo solosaina any Nizeria [ireo solosaina-finday maitso mora vidy (100$) izay novokarina manokana ahafahan'ireo ankizy mpianatra any amin'ny faritra ambanivohitra any amin'ny firenena andalam-pandrosoana mampiasa Aterineto] : « We love our green laptops » « Tena manja ireto solosaina-findainay maitso ireto »...
Nizeria: Mpanofana fotsy hoditra no ilainay
Ny mpiblaogy Jeremy dia manoratra momba ny « fanaovana ho ondry botry ny an'ny tena » [aleo samy hitady ny dikanteniny malalaka ny tsirairay : internalized racial inferiority complex / complexe d'infériorité racial intériorisé] mba alaivo sary an-tsaina kely ny fanahiany mirongo ireto mpiara-dia Nizeriana hiringiriny miaraka aminy (izay manana...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...